|
|
|
|

Entry1  ratsy fiaina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1]
Explanations in French  4  Qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière [1.3]
Synonyms  5  ratsy fitondran-tena
Elementary words  6  ratsy, fiaina

Updated on 2023/01/01